Fitaterana : Ho hentitra ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana
Ialohavan’ny fanentanana ny sazy, araka ny fanambarana sy fampahafantarana. Nampitovy tadin-dokanga eo amin’ny fanajana ny lalàn’ny fitaterana sy ny fifamoivoizana ireo tomponandraikitra misahana izany. Handray fepetra hentitra ny minisit…