Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fifanajana teny amin’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, ny delegasionin’ny Antenimierampirenena frantsay, notarihan’ny filohan’ny vaomieran’ny raharaham-bahiny, i Bruno Fuchs, afakomaly.