Tsy misy fialantsasatra fa mitohy avy hatrany ny fandaharam-potoana ho an’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball (FMVB). Taorian’ny fandraisana ny “Championnat des Nations U18), hiditra amin’ny fifaninanam-pirenena dia ny amboaran’i Madagasikara D2, lahy sy vavy, indray ry zareo.