Nitsidika ny distrikan’ Amboasary Atsimo ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Razafitombo Mamitiana Ely, ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Managna Monira ary ny minisitra Delege misahana ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Bama Marima.