Nanatanteraka fihaonana tamin’ny mpanao gazety ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny hopitaly miaramila (CenHoSoa), ny zoma lasa teo, mahakasika ny fankalazana ny faha-135 taona nijoroan’ity toeram-pitsaboana ity.