Afaka andro vitsy sisa dia hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2026”, taranja handball, ho an’ny sokajy “Cadets” sy “Juniors”, lehilahy, izay hatao ao Abidjan. Ny volana septambra ho avy izao no hanatanterahina izany.