“ Fankasitrahana!” Tsy nody tamin’ny tanam-polo ny ekipam-pirenena malagasy, Ankoay, nandritra ny “Afrobasket U18” izay notontosaina tany Côte d’Ivoire, tamin’ity volana ity, na dia nihintsana teo amin’ny ampahefa-dalana aza.