Inty ny lisitry ny karazam-borona eto Madagasikara izay mitanisa ny vorona misy eto Madagasikara ataon' ny ôrnitôlôga. Ny fandalinana ny vorona eto Madagasikara dia nandalo fivoarana lehibe rehefa nandeha ny fotoana.