Kitra – Olana fifindrana mpilalao: Miandry fifampiresahana ny FC Rouge
Niresaka mahakasika ny raharahan’ilay mpilalao nifindra mangina tatsy Seychelles, ny ekipan’ny FC Rouge, tompon’ny amboara farany teo, ny sabotsy lasa teo, tetsy Alarobia. Tsy nahazo taratasy fahazoan