Ny Cymbopogon schoenanthus dia karazan-javamaniry mamony tokan-dravin-tsimoka ao amin' ny fianakaviana Poaceae, izay maniry any amin'ny faritra maina any Afrika Avaratra sy ny Atsinanana Akaiky. Amin' ny teny malagasy izy dia antsona hoe veromanitra.